|
|
|
|

Entry (1/2)1  akivy
Root  2 kivy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Entina hanakivy, manaketraka. [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  akivy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina. [Taisaka] [1.1]
Examples  12  Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#]

Anagrams  13 akivy, 14 vaiky

Updated on 2025/09/12