Entry kitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   feo, ady, kitrana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fanakorontanana na fanaovana izay hampif [...]
¶ Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny [...]
¶ Trosa
¶ Angely ampiadina. [full text in Rajemisa 1985]
English translation   words of excitation to fight [Hallanger 1973]
French translation   paroles d'excitation [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry kitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo r [...] [full text in Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry kitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan-garaba [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Entry kitra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   (teny tranainy) Botry ratsy
¶ Karaodraoka, kitika [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/04/02