| Entry | 1 kitraina |
| Root | 2 kitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 ikitrana, 11 katrinia, 12 kitraina |
| Updated on 2025/09/12 |
|