Entry | kisoka | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Paraky vovony na totom-paraky [Rajemisa 1985] | |||
English translation | powdered tobacco or snuff [Hallanger 1973] | |||
French translation | tabac en poudre [Hallanger 1974] | |||
Derivations |
| |||
Examples | Angamba mpihinana kisoka daholo izy ireo fa rehefa mihomehy dia hita mifaritra eny amin' ny hihinitìny ny nafitsoky ny paraky. [Rajaonarivelo: Bina, page 45] | |||
Quotes | Proverbs containing the word kisoka | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |