Entry (1/2) | 1 kisina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1] |
Examples |
4 Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996#]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Synonyms | 13 kisinkisina |
Entry (2/2) | 14 kisina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [Merina, Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary | 17 Botany |
Anagrams | 18 kisina, 19 sikina |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |