| Entry | 1 kisinina |
| Root | 2 kisina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitokontokona na midongidongy sy tsy rototra raha ampanaovin-draharaha na irahina, na dia hanao sy handeha ihany aza [1.1] |
| Anagrams | 5 kisinina, 6 sikinina |
| Updated on 2025/09/12 |
|