| Entry | 1 fikisinana |
| Root | 2 kisina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1] |
| Anagrams | 5 fikisinana, 6 fisikinana |
| Updated on 2025/09/12 |
|