|
|
|
|

Entry1  kisinkisina
Root  2 kisina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana. [1.1]
Synonyms  5 kisina

Updated on 2025/09/19