Entry kisaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka itỳ vato itỳ ka mety hahadona
¶ Fandehanana miadana dia miadana fandadiana: Miadan-kisaka ity biby ity. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry kisaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] anaran-kazo [Rakotosaona 1972]
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary  

Entry kisaka
Part of speech   noun
French definition   translation [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2017/04/02