| Entry | 1 akisaka |
| Root | 2 kisaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 akasika, akisaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|