|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kirìna
Root  2 kiry
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny [1.1]
Explanations in English  5 obstinate [1.7]
Explanations in French  6 obstiné, entêté, tenace [1.3]
7 entêté [1.8]
Derivatives 
Adjectives :
Analogs  9  be bohihy, 10  be ditra, 11  be tohika, 12  botraika, 13  mafy hatoka, 14  mafy sofina, 15  mikiribiby, 16  mikitroka, 17  mitompo teny fantatra, 18  tsy azo atao ahoana amin' ahoana

Entry (2/2) 19  kirina
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21 [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte. [1.19]
Vocabulary  22  Zoology: invertebrates

Anagrams  23 kaniry, 24 kinary, kirìna, kirina, 25 rikany

Updated on 2026/04/24