Entry kiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
¶ Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [Rajemisa 1985]
English definition   obstinacy [Hallanger 1973]
French definition   entêtement [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry kiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
¶ Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
¶ Volo eo anilan' ny sofina [Rajemisa 1985]

Entry kiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fiovana [Rakotosaona 1972]

Entry kiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] nendra [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] hatina [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry kiry
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] croix grecque. [David 1952 (takila K)]
Synonyms   kily

2017/04/02