|
|
|
|

Entry1  mikitroka
Root  2 kitroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny.
5 Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina.
6 Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana.
7 Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra. [1.1]
Explanations in English  8 to be thick or close together, to be obstinate.
9 to gnash the teeth. [1.7]
Explanations in French  10 être serré, épais; s'obstiner;.
11 grincer des dents. [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Synonyms  16 mikitro-nify
All compound words  17 mikitro-nify

Anagrams  18 mikatroky, 19 mikitroka, 20 mikotrika

Updated on 2025/11/11