|
|
|
|

Entry1  kilonga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10]
4 Zaza [Betsileo] [1.1]
5 Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1]
Explanations in English  6 adolescents, often in a derogatory sense [1.7]
Explanations in French  7 Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme âgé. [1.3#331]
8 les jeunes (souvent péjoratif) [1.8]
Examples  9  Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [2.5]
10  Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643]
11  Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470]
Other spellings  12 kilongo, kironga, kolonga
All compound words  13  2 combinations of that word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 kilango, kilonga

Updated on 2025/12/08