|
|
|
|

Entry1  karangana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana. [1.1]
Examples  4  Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470#]
Synonyms  5 karanana
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  14 karananga, 15 karangana

Updated on 2025/11/09