Entry sokay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra [1.1]
Explanations in English Lime [1.7]
Explanations in French Chaux [1.8]
Examples 
1Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana. [2.499]
2Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48]
Vocabulary 
Compound words 
Hypernym vato
Co-hyponyms albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, solaitra
Origin French: chaux.

Anagrams 

Updated on 2023/04/24