|
|
|
|

Entry1  diamondra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely
Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [1.1]
Explanations in French  4  diamant [1.13]
Examples  5  Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5#]
6  Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380#nyfanandratantena]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  16 andramody, 17 diamondra

Updated on 2025/09/12