|
|
|
|

Entry1  karama varimasaka
Elementary words  2 karama, 3 vary, 4 masaka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 karama tsy mifanentana amin' ilay asa atao fa dia toa vidin' ny vary na sakafo ilaina eo am-panaovana ny asa fotsiny [1.1]

Updated on 2025/09/12