|
|
|
|

Entry1  kanto
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto). [1.10#K.75]
4 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto.. [1.1]
Explanations in English  5 well done, attractive. [1.7]
Explanations in French  6 magnifique. [1.3, 1.5.fr#165]
7 habile, étonnant, extraordinaire, surprenant. [1.3]
8 bien travaillé, admirable. [1.8]
9 beau. [1.5, 1.13.fr#109]
10 agréable, splendide. [1.13.fr#109]
Examples  11  Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[2.131]
12  Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296]
13  Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285]
14  Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245]
15  Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470]
Derivatives 
Names :
All compound words  20  3 combinations of this word
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11