Entry kamokamo (kamo)
Part of speech adjective
Synonyms tsikamokamo ~ malaindaina ~ malaholaho ~ malazolazo ~ marezodrezoka ~ marisarisa ~ sorisorena ~ somazotsazoka ~ manaran-daina ~ tsy rototra ~ milasilasy
Examples (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina; [Callet: Tantara, page 804]

Entry -kamokamo-
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) [3.1]

2013/11/22