| Entry | 1 tsikamokamo |
| Root | 2 kamo |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 malaindaina, tsy rotodrototra.
[1.1#986] |
| Explanations in French |
5 nonchalant, paresseux; s. comme kamoladina, mais moins usité.
[1.3#765] |
| Examples |
6 Mandra-pahoviana hianareo no hanao tsikamokamo amin' ny fakana ny tany izay nomen' ny Tompo Andriamanitry ny razanareo anareo?
[2.996]
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 10 mitsako moka, 11 tsikamokamo |
| Updated on 2025/09/19 |
|