Entry marisarisa (risarisa)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy
Mitovy hevitra: marofirofy ~ mavozovozo ~ tsy metimety [Rajemisa 1985]
 mahatsiaro tena ho tsy metimety [SLP 1986]
English definition not very well [Hallanger 1973]
French definition indisposé, souffrant [Hallanger 1974]
French definition malaise [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2013/04/09