Entry kamboty (boty)
Part of speech noun
Malagasy definition Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
¶ Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana
Mitovy hevitra: asorotany tsy satry ~ folaka andry niankinana ~ lasa olo-malala ~ maty dovy ~ maty kiady sy voninahitra ~ resy olo-narahina ~ resy tondromaso ~ somony ~ toro vato nandiavana [Rajemisa 1985]
English definition an orphan [Hallanger 1973]
French definition orphelin [Hallanger 1974]
Examples 
1Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[Fox: Hainteny, number 272]
2Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 143]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms asorotanitsisatry
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry kamboty
Part of speech noun
French definition (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 

2018/11/30