Entry fahakambotiana (kamboty)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zaza kamboty Anisan' ny zavatra tokony hampangoraka antsika ny fahakambotiana [1.1]
Morphology 
Simple : fahakambotiana, fahakambotiako, fahakambotianao, fahakambotiany, fahakambotiantsika, fahakambotianay, fahakambotianareo, fahakambotian', fahakambotian-, fahakambotiam-, fahakambotia-
Prefixed : -pahakambotiana, -pahakambotiako, -pahakambotianao, -pahakambotiany, -pahakambotiantsika, -pahakambotianay, -pahakambotianareo, -pahakambotian', -pahakambotian-, -pahakambotiam-, -pahakambotia-

Updated on 2023/01/20