| Entry (1/2) | 1 kambana |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa
4 Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1] |
| Explanations in English |
5 a twin, twins
[1.7] |
| Explanations in French |
6 Jumeaux, semblables
7 Assemblage, union de plusieurs [1.3] 8 jumeau [1.8, 1.13] 9 connexion [1.13] |
| Examples |
10 Satria teraka kambana va izy?
[2.270#]
11 Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#] 12 Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 30 8 combinations of that word |
| Entry (2/2) | 31 kambana |
| Part of speech | 32 noun |
| Explanations in French |
33 gui, mousse.
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 34 Botany: grass |
| Synonyms | 35 hambina, kambina |
| Anagrams | 36 ankamba, kambana |
| Updated on 2025/11/17 |
|