Entry mpikambana (kambana)
Part of speech noun
Malagasy definition Anisan' ny antoko na fiombonana iray: Mpikambana amin' ny Fikambanan' ny Poety sy Mpanoratra malagasy izy [Rajemisa 1985]
French definition associé, actionnaire [SLP 1986]

2010/08/11