Entry | 1 fanakambanana |
Root | 2 kambana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanambarana; fampiraisana [1.1] 5 fampitohizana fantsona roa [1.13] |
Explanations in French |
6 L’action de réunir, d’unir, l’addition. [1.3#306] 7 montage, combinaison, association, assemblage accord, union [1.13] |
Examples |
8 Fanakambanana faobe io.
[2.245]
9 Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao [4.27] |
All compound words |
|
Vocabulary | 12 Technology |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |