|
|
|
|

Entry1  kabary tsara lahatra
Elementary words  2 kabary, 3 tsara, 4 lahatra
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny.
7 lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra. [1.1]
Synonyms  8 kabary tsara mitsangana

Updated on 2025/09/12