Entry |
jomòka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
|
| [ jamòka ] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
|
Explanations in English | Quiet and retiring [1.7]
|
Explanations in French | Calme, doux [1.3, 1.8]
|
| Retenu, silencieux [1.3]
|
| [ jamòka ] Doux, paisible, silencieux [1.3]
|
Derivatives |
|
Synonyms | [less frequent than jomoka] |
|
Entry |
jomoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Poussière. [1.19]
|
Synonyms | |
|