| Entry | 1 izatsy |
| Root | 2 itsy |
| Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1] |
| Explanations in French |
5 celui ou celle qui est là, ce qui est là [1.5] |
| Examples |
6 Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy.
[2.366]
7 avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529] |
| Tables and plates |
8 All the pronouns |
| Updated on 2025/09/12 |
|