|
|
|
|

Entry1  izany raha tsy ...
Elementary words  2  izany, 3  raha, 4  tsy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony ..: Izany raha tsy loza ny alahelony anao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy) [1.1]

Anagrams  7 izany raha tsy ..., 8 raha tsy izany

Updated on 2025/09/12