Entry iretsy (itsy)
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [Rajemisa 1985]
English definition those (in sight), plur. of itsy [Hallanger 1973]
French definition ceux-là (visibles), plur. de itsy [Hallanger 1974]
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa. [Andraina: Mitaraina, page 194]
2Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [Rahajarizafy: Kabary, page 51]
3Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [Ravalison: Atodiorokoroka]

2019/08/17