|
|
|
|

Entry1  iroa
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Explanations in English  4  that one far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  5  Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
6  celui-là, au loin (visible) [1.8]
Examples  7  Nangina iroa jiolahy. [2.895]
8  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
9  tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69]
10  Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245]
Derivatives 
Pronouns :
All compound words 
Synonyms  23  iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Tables and plates  24  All the pronouns

Anagrams  25 aory, 26 ario, 27 aroy, 28 iroa, 29 Oria, oria, 30 roay

Updated on 2025/09/20