| Entry | 1 irony |
| Root | 2 iroa |
| Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 those far away yonder (in sight).
[1.7] |
| Explanations in French |
6 ce, celui-ci, celle-là; voilà.
[1.3] 7 ceux-là, bien loin (visibles). [1.8] |
| Examples |
8 Toa irony vonin' avoko anaty vero.
[2.296]
9 Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4] |
| Synonyms | 10 iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra |
| Tables and plates |
11 All the pronouns |
| Updated on 2025/09/12 |
|