| Entry | 1 fanirahana |
| Root | 2 iraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
5 Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1] |
| Anagrams | 6 fanahirana, 7 fanirahana, 8 fiharanana |
| Updated on 2025/09/12 |
|