Entry | faniraka (iraka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina maniraka [1.1] | |
Entry | faniraka (iraka) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto [1.1] | |
Anagrams | Afrikana, fanakira, faniraka |
Updated on 2023/01/05 |