|
|
|
|

Entry1  irahina
Root  2 iraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?.
5 Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy. [1.1]
Explanations in English  6 to be sent as a messenger. [1.2#291]
7 to be sent. [1.7]
Explanations in French  8 qu'on envoie. [1.3#282, 1.8]
Examples  9  Tsy andriny ianao ka nirahiny aho [2.895#61]
10  Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034]
11  Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380]
12  Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96]
13  Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 ahirina, 20 hariañy, 21 hiraina, 22 ihirana, 23 irahina

Updated on 2025/11/11