Entry ava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
¶ Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] [Rakotosaona 1975]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [Rajemisa 1985]
Explanations in English weeding [Hallanger 1973]
Explanations in French sarclage [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry ava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [Rajemisa 1985]
Antonyms 

Entry Avà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Ivah [Baiboly]
Explanations in French Ivva [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Iva
Quotes 

Updated on 2020/07/31