| Entry | 1 anava |
| Root | 2 ava |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [Betsimisaraka] ambany amin'ny rano
[1.78] 5 [Sihanaka] any amin'ny alehan'ny rano [1.78] 6 ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] |
| Explanations in French |
7 en aval
[1.13] |
| Examples |
8 Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
[2.508#]
|
| Vocabulary | 9 Geography: (in general) |
| Antonyms | 10 anadrea |
| Analogs | 11 fivalanana |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | anava, 13 avana |
| Updated on 2026/02/05 |
|