Entry erà
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explanations in French Amont [1.3]
Vocabulary 
Synonyms ira
Antonyms 
Compound words 

Entry era
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Derivatives 
 

Entry era
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Filazana [1.78]
  [Bara] Fifanarahana [1.78]
 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explanations in English Consent, permission [1.7]
Explanations in French Permission [1.3, 1.8]
 Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3]
 Action de demander la permission [1.8]
  [Taisaka] Avis [1.82]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry era
Part of speech noun
Explanations in English Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrams 

Updated on 2023/06/15