|
|
|
|

Entry1  ireny
Root  2 iny
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1]
Explanations in English  5 those (in sight); plur. of iny and io [1.7]
Explanations in French  6 ceux-là (visibles) [1.8]
All compound words  7 fahireny
Tables and plates  8  All the pronouns

Updated on 2025/11/13