Entry indroa (roa)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany [Rajemisa 1985]
English definition twice [Hallanger 1973]
French definition deux fois [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples 
1Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [Andraina: Mitaraina]
2Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Quotes 

Entry indroa
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  [Bara] ity [Rakotosaona 1975]
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2020/07/31