Entry fanindroany (indroa (roa))
Part of speech adverb [full list]
English definition [ fanindroa ] [Cousins: Grammar]
French definition [ fanindroa ] pour la deuxième fois [Abinal 1888]
Morphology 
fanindroa
fanindroany
Examples 
1Misioaka fanindroany ny lohamasinina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Tokony ho nikorisa fahefatr' adiny izahay, dia niato fanindroany indray. [Andriamalala: Ranomasina, page 57]
3Nitefoka koa fanindroany, fanintelony. [Andraina: Mitaraina, page 213]

2017/07/03