Entry indra
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
¶ Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms indrany

Entry indra
Part of speech adverb [full list]
English definition  [Provincial] before, previously, whilst [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] avant, auparavant. [David 1952 (takila I)]

Entry indra
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition  [Bezanozano] izany [Rakotosaona 1975]
Tables and plates all the pronouns

Entry indra
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara] [Rakotosaona 1975]
Derivations 

Entry indrà
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara] na....na..... [Rakotosaona 1975]
Synonyms ndra ~ ndra ñy

Updated on 2019/08/17