Entry mifanindrana (indra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifanindrana
mifanindran-
nifanindrana
nifanindran-
hifanindrana
hifanindran-
Synonyms mifanindran-dalana

Updated on 2020/07/31