Entry ilika
Part of speech noun
Malagasy definition Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin' ny iliko havanana ato
¶ Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana
¶ Fanomezantsiny ny sasany [Rajemisa 1985]
English definition  [Richardson 1885]
 the side [Hallanger 1973]
French definition le côté [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2017/04/02