|
|
|
|

Entry1  fanilika
Root  2 ilika
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba fanosehana hihataka, fomba fampihatahana, fomba famindrana voina, fombafanesorana tsy ho isany
5 Azo ailika, tokony hailika: Tsy fanilika ny zaza sembana [1.1]

Updated on 2025/09/12