|
|
|
|

Entry1  ailika
Root  2  ilika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy
(tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. [1.1]
Explanations in English  5  to be pushed farther off [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur [1.3]
7  qu'on repousse à une certaine distance [1.8]
Examples  8  Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin) [1.3]
9  Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi) [1.3]
10  Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi) [1.3]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words 
Synonyms  17  ailikilika
Proverbs  18  Proverbs containing the word ailika

Anagrams  19 ailika, 20 laikia

Updated on 2025/09/12