| Entry | 1 Ilay reny tsy miteny |
| Elementary words | 2 ilay, 3 reny, 4 tsy, 5 miteny |
| Part of speech | 6 name (poem title) [Full list] |
| Vocabulary | 7 Literature: poems |
| Author |
8 Eliza Freda |
| Full text |
9 [CR] 10 Ao ambany 11 Dongon-tany, 12 Ao anaty 13 Vatam-paty, 14 Misy Reny 15 Tsy miteny 16 Hatry ny ela 17 No tavela ... 18 Reny tiana 19 Nitosiana 20 'Lay nitondra 21 Fo diamondra! 22 Fo malala 23 Tsy mba niala; 24 Niara-paly 25 Sy nijaly! 26 Fony izaho 27 Maitso taho, 28 Raozin'aina 29 Nolalaina ... 30 Fony mbola 31 Niangola, 32 Nisakafo 33 Safosafo! 34 Tambitamby 35 Manana amby; 36 Rotsirotsy 37 Volafotsy; 38 Mamikely 39 Toa tantely: 40 Samy vita. 41 Samy hita ... 42 Ndrisy anefa. 43 Fa nilefa ... 44 Nofy ihany 45 Mantsy izany; 46 Torotoro 47 'Lay nijoro! 48 Voninkazo 49 Ka nandazo! 50 Taolambalo 51 Mampimalo 52 No mba sisa 53 Voatanisa ... 54 Hodi-tava 55 Ravarava 56 No mba hany 57 Tratra tany ... 58 Very toky 59 'Zao ny zoky! 60 Folaka andry 61 'Reto zandry, 62 Diso angoty 63 Fa kamboty! 64 Vao maraina 65 Dia nangaina! 66 Eny ho eny, 67 Misy reny; 68 Toa tsy hafa 69 Raha mitafa; 70 Hoatra an'iny 71 'Lay fahiny, 72 Saingy ts'izy! 73 Dray! rankizy. 74 'Zany foko 75 Mitoloko ... 76 Feno loatra 77 Ka mandroatra; 78 Manin-dreny 79 Mba hiteny, 80 Manontany 81 'Zay nombany. 82 Hono lahy, 83 Ry fanahy: 84 Mba tsinjovy 85 Ka tsarovy; 86 Aiza ho aiza 87 'Lay nitaiza? 88 Aiza indrindra 89 No nifindra? 90 Fa maniry 91 Te-hikiry 92 'Tony saina 93 Noratraina ... 94 N'aiza tany 95 Niantefany, 96 Any aho 97 No apetraho! 98 O! ry Neny, 99 'Zao no teny, 100 Ka raiketo 101 Farany eto: 102 'Zaho akory 103 Tsy ho ory, 104 Mana-mpiahy 105 Sy mpitahy! 106 'Lay modely 107 Fahakely, 108 Tsy mba foana 109 Fa tsaroana! 110 'Reo anjara 111 Voatantara 112 Sarobidy 113 Ka tadidy! 114 Tsy mba vola 115 Mora tola 116 No sahaza 117 Ho an-jaza; 118 Fahendrena 119 'Zay nomena, 120 Io no lova 121 Tsy mba miova ! |
| Updated on 2025/11/13 |
|