| Entry (1/2) | 1 Ilafy |
| Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 3 Geography: towns |
| Entry (2/2) | 4 Ilafy |
| Elementary words | 5lafy |
| Part of speech | 6 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
7 havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [1.10] |
| Explanations in French |
8 Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [1.11] |
| Examples |
9 Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao ilafy;
[2.59]
10 Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [2.298] |
| Vocabulary | 11 Geography: towns 12 History: places |
| Analogs | 13 nytendrombohitraroambinifolo |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 15 alify, 16 filay, 17 Ilafy |
| Updated on 2025/11/02 |
|